Entry israelianina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena tompon-tany any amin' ny tanin' i Israely: Mitokantokana tsy maro namana intsony ny Israelianina ankehitriny
Mikasika an' i Israely, an' i Israely na avy any Israely: Milina israelianina itony [1.1]
Explanations in English Israeli [3.1]
Explanations in French Israélien, israélienne [3.1]
Vocabulary 
Origin French: israélien.
Other spellings 

Updated on 2020/07/31