|
|
| | | | |
|
| Teny iditra | 1 itokanana |
| Fototeny | 2 tokana |
| Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny fameno |
| Fanazavàna teny malagasy |
4 Anaovana lanonandehibe alohan' ny hampiasana azy: Tamim-pomba lehibe sy manetriketrika no nitokanana ilay trano fiangonana vaovao
[1.1] |
| Haiendriteny |
|
| Fivaditsoratra | 9 anakatony, 10 anakotany, 11 ikatonana, 12 ikotanana, 13 itakonana, itokanana |
| Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08 |
|