Entry iza
Part of speech pronoun [full list]
Explanations in Malagasy Atao eo aorian' ny anarana ka entina milaza olona: Ankizy iza no nandrovitra itỳ bokiko itỳ? nefa azo ilazana zavatra koa izy ka amin' izay entina manavaka ny iray amin' ny zavatra anankiroa na betsaka voalaza: Satroka iza amin' ireto no hovidinao?
Manao ny ankabeazan' ny asan' ny anarana ary enti-milaza olona indrindra: Iza no nanambara izany vaovao izany taminao? / Zanak' iza itỳ zaza itỳ?, nefa mety hilaza zavatra na biby ny "iza" mpisolo anarana raha ta hanavaka ny iray amin' ny zavatra roa na betsaka: Iza no hoentinao amin' ireto omby ireto? [1.1]
Explanations in English Who? [1.7]
Explanations in French Qui? [1.8]
Synonyms zovy
Compound words 
Hyponyms An' iza ny tsiny? (Ravelomoria Wast)
Iza Moa?
Tables and plates all the pronouns

Anagrams 

Updated on 2020/07/31