Entry izaitratra
Elementary words izay ; tratra
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Be dia be, sesehena: Izaitratra ny mpianatra tsy afa-panadinana tomin' itỳ taona itỳ [1.1]
Examples Talohan' izao, dia noheveriko ho harato no ahazoana ireny trondron-dranomasina izaitratra amidy eny an-tsena ireny. [2.471]
Other spellings 

Anagrams 

Updated on 2023/06/14