Entry izao tontolo izao
Elementary words tontolo ; izao
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Ny fitambaran' ny zavatra rehetra misy [1.1]
Explanations in French Le monde entier [3.1]
Examples 
1Izany no lazaina eran' izao tontolo izao [1.369]
2Ady izao tontolo izao sy ny fiainana ao aminy! [2.245]
3Olona be dia be no misy amin' izao tontolo izao [2.332]
Articles 

Updated on 2023/05/08