Entrée izato (ito)
Partie du discours pronom [liste complète]
Définition malgache Enti-manondro zavatra na olona somary takontakona ka ny halaviran-toerana tondroiny dia mitovy amin' ny tondroin' ny fototeny niaviany "ito" ihany: Tiako loatra izato tanàna kely ato ambany andrefana voaravaka voninkazo. Matetika koa anefa ny "izato" dia mpamaritra anarana enti-manambony na manindrahindra zavatra: Endrey! izato tarehin-trano! na mamaritra mpisolo anarana misolo olona: Manao ahoana izato izy? [Rajemisa 1985]
Définition anglaise this near by (not in sight) [Hallanger 1973]
Définition française celui-ci, assez près (pas visible) [Hallanger 1974]
Autres orthographes 
Tableaux et planches tous les pronoms

Mis à jour le 2020/07/31