Entry izay rehetra aleha maneno sahona avokoa
Elementary words izay ; rehetra ; aleha ; maneno ; sahona ; avokoa
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Na inona na inona atao, ahazoana tsiny, bedibedy; na inona na inona atao toa tsy metimety daholo [1.1]

Updated on 2023/06/18