Entry | jaba | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | Raharahaina, asiana raharaha, ahoana: Tsy jabany akory izay lazaina aminy Maizina ka mitsapatsapa vao afaka mandeha ny olona: Jaba ny andro. [1.1] | ||||||
Derivatives |
| ||||||
Synonyms | jabajaba | ||||||
Entry | jaba | ||||||
Part of speech | adjective | ||||||
Explanations in Malagasy | [Sihanaka] Very [1.78] | ||||||
Entry | jaba | ||||||
Part of speech | noun | ||||||
Explanations in Malagasy | [Bara] Tsabaka, fitsabahana [1.78] | ||||||
Synonyms | jabaka | ||||||
Updated on 2020/07/31 |