Entrée jadonana (jadona)
Partie du discours verbe passif
Explications en malgache Tsatohana: Nojadonany lefona ny tratran' ilay niady taminy ka maty teo no ho eo
¶ Anaovana teny tsy valiana: Nahoana aho no jadonanao tahaka izao [1.1]
Explications en français Sur quoi on plante, on fiche quelque chose: Nojadonany ny lefona ny kibon’ ny fahavalo (Il planta sa lance dans le ventre de l’ennemi)
¶ figuré: sur qui on exerce le despotisme [1.3]
Morphologie 
Présent jadonana, jadonako, jadonanao, jadonany, jadonantsika, jadonanay, jadonanareo, jadonan', jadonan-, jadonam-, jadona-
Passé nojadonana, nojadonako, nojadonanao, nojadonany, nojadonantsika, nojadonanay, nojadonanareo, nojadonan', nojadonan-, nojadonam-, nojadona-
Futur hojadonana, hojadonako, hojadonanao, hojadonany, hojadonantsika, hojadonanay, hojadonanareo, hojadonan', hojadonan-, hojadonam-, hojadona-
Impératif jadony

Anagrammes 

Mis à jour le 2023/02/19