Entry jaingijaingy (jaingy)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Fandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra ary matahotra ny hianjera
Famindran' ny zaza vao miana-mandeha toa mitsipitsipika [1.1]
Derivatives 
Synonyms jaingy

Updated on 2023/01/20