Entry jamaikanina
Part of speech noun or adjective
Explanations in Malagasy Ny firenena monina amin' ny andilan-tanin' i Jamaika mampitohy an' i Amerika avaratra sy atsimo: Teny anglisy no tenenin' ny Jamaikanina
Momba an' i Jamaika, an' i Jamaika na avy any Jamaika: Ny "bauxite" jamaikanina no voalohany indrindra eran' izao tontolo izao [1.1]
Explanations in English Jamaican [3.1]
Explanations in French Jamaïquain, jamaïquaine, jamaïcain, jamaïcaine [3.1]
Vocabulary 
Origin French: jamaïquain.
Analogs  Jamaika

Anagrams 

Updated on 2020/07/31