Entrée jambena (jamba)
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Mipendrampendrana noho ny hazavana mamono maso na ny ranomaso ka tsy mahita tsara loatra
¶ Azon' ny fahasahiranana mafy. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais temporarily blinded or dazzled [Hallanger 1973]
Explications en français ébloui; qui a les yeux troubles [Hallanger 1974]
 aveuglé, avoir les yeux troubles [Rajaonarimanana 1995]
Dérivations 
Synonymes jemby
Exemples 
1Vaky ran' orona ilay anankiray, voa anaty masony anankiray koa ka jambena niampanampa. [Andraina: Mitaraina, page 54]
2Ekena fa avy amiko ny fitarihana satria tena jambena aho nony tonga tao Noisy-le-Grand. [Wresinski: Mahantra]

Mis à jour le 2022/04/12