Entry jangajanga (janga)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Mpanaram-po amin' ny fitondrantena ratsy, miliba amin' ny fahalianana ara-nofo: Notorahin' ny olona ilay vehivavy janga
Enti-milaza lehilahy na vehivavy mandeha amin' olona tsy vadiny [1.1]
Explanations in French Luxurieux, libertin, qui se livre au désordre, de moeurs corrompues [1.3]
Derivatives 
Synonyms janga

Updated on 2023/01/20