Entrée jejo
Partie du discours adjectif
Explications en malgache Fatra-panao fihetsehana tsy maotina hanintona ny mason' ny olona langa hijery azy: Vehivavy jejo tsy misy toa azy Ikala anona iny
¶ Pelipelika, tia haingo fatratra, kasikasy, maivan-doha: Jejo erỳ i Saholy amin' iny akanjo vaony iny. [Rajemisa 1985]
Explications en anglais wanton, licentious [Hallanger 1973]
Explications en français lascif [Abinal 1888 page 294, Hallanger 1974]
 qui a la tête légère, folâtre, sémillant, libre dans ses allures [Abinal 1888 page 294]
Dérivations 
Synonymes jejojejo
Analogues  jifa ~ pilaka ~ jefy ~ jefitra ~ jila ~ tefitra ~ langa ~ maola ~ malanga
Exemples 
1entin'ny olona jejo mihaingo. [Rajemisa: Fiteny 4, page 131]
2Raha jejo loha ny any, Izahay kely ihany fa mamerovero. [Rakotomalala: Ianareo]

Entrée jejo
Partie du discours nom
Explications en malgache  [Sihanaka] tanin'afo, tifonoana [Rakotosaona 1975]
Synonymes jiajia

Mis à jour le 2021/04/21