Entry | jokoina (joko) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Hatonina moramora mba tsy ho taitra ka ny tena amin' izany miondrikondrika, mivokoka:
Nojokoinay ilay mpangalatra ka azo Tilina, tsikiloina, arahi-maso: Nasain' i Dada nojokoiko iny olona iny sao mangalatra Angalarina, alaina an-tsokosoko: Nojokoin' ny sasany teto ny solomasoko [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word jokoina | ||||||||
Anagrams | anjokoy, jokoina |
Updated on 2020/07/31 |