Entry | kabaosa | |
Part of speech | noun | |
Explanations in Malagasy | Zavamaneno malagasy mitovitovy amin' ny mandofinina vazaha: hazo na voatavo na hodi-tsokatra ny vatany ary efatra na dimy ny tadiny. Araka ny faritany dia toy izao avy no anarany: Kabosy, Kabaosy, Kabaosa [1.1] | |
Vocabulary | Music: instruments | |
Synonyms | kabaosy ~ kabosa ~ kabosy | |
Hypernym | ||
Co-hyponyms | ||
Anagrams | kabaosa, sabakao, saboaka |
Updated on 2023/03/19 |