Entry (1/2) | 1 kabary |
Part of speech | 2 noun |
Vocabulary |
3 Literature: (in general) |
Explanations in Malagasy |
4 Teny lavalava voalahatra sy voarindra atao eo imason' ny olona tafavory: Fatratra izay kabary am-panambadiana tamin' ny fanambadian' ny zanak' anabaviko izay [1.1] 5 Fanambarana teny midina: Efa nandalo teo ve ilay mpiantso kabary? [1.1] 6 Levilevy, faniniana, anatra na teny lavareny: Aza itondranao kabary vao maraina aty izahay [1.1] 7 Fiampangana na fitoriana ataon' olona amin' ny tena eo amin' ny fitsarana, ady amin' ny fitsarana: Moa dia natao ho very va re aho ka narianao tamin-kabary? [1.1] 8 Vaovao: Inona no kabarinao? (fandre indrindra amin' ny fitenim-paritany [1.1] 9 Lahateny kanto sy mirindra atao an-kavoriana [1.13] |
Explanations in English |
10 A public proclamation, a message from the sovereign or rulers; an assembly convened for public business; business or public speeches; an important matter [1.2] 11 A palaver, a public discourse [1.7] |
Explanations in French |
12 Discours public [1.3, 1.8] 13 Proclamation, publication, affaires traitées dans les réunions publiques ; assemblée publique, querelle, procès [1.3] 14 Palabre [1.8] 15 Discours [1.13] |
Examples |
16 Vita eo ny kabary. [2.245#] 17 Vao izay vao mamaky kabary; [2.508#] 18 Ireo no fototry ny kabary hatraiza hatraiza. [2.488#] |
Morphology |
|
Derivatives |
|
Synonyms | 25 |
Compound words |
|
Titles |
|
Proverbs | 45 Proverbs containing the word kabary |
Entry (2/2) | 46 kabary |
Part of speech | 47 noun |
Explanations in Malagasy |
48 Anton-dia, sahabo [1.78] |
Anagrams | 49 baraky, kabary |
Updated on 2023/07/31 |