|
|
|
|

Teny iditra (1/2) 1  kady
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 Hazo lava misy baraka navoromborona natsangana amin' ny tany efa an' ny tena na tiana hofaritana ho an' ny tena, na hiarova na mba tsy hodiavina na hakana an-keriny ny vokatra maniry ao: Tany vita kiady ny ahy io ka tandremo
4 aro: Ianao no kiadinay eto antanàna. [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Poteau, perche, monceau de pierres ou de mottes surmontées d’une poignée de paille servant à marquer une prise depossession, mi interdit ou une défense ; fig. protecteur, défenseur, bouclier, sauvegarde [1.3]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Tsipelina hafa  21 kiady
Mpanahaka  22  avara-pianarana, 23  endrika, 24  felatana-mangaika ny rantsana, 25  kintana telonohorefy, 26  kitro ifaharana, 27  olomanga, 28  rehareha, 29  sanga, 30  tabiha, 31  tatamo ravaky ny farihy, 32  tolà-miadidy, 33  trafo lelafin-ko mandina, 34  trafo nasondrotry ny nofo, 35  varavara-miandraikitra, 36  varivary andrian' ny tafo, 37  vato nasondrotry ny tany, 38  voara endriky ny saha, 39  voninahitra, 40  vovonana iadian' ny lohany

Teny iditra (2/2) 41  kady
Sokajin-teny  42  anarana
Fanazavàna teny frantsay  43 [Tankarana] bruit de l'eau dans une barrique. [1.19]
Voambolana  44  Feo

Fivaditsoratra  45 dika, kady, 46 kida

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/19