Entry kaody
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Matahotahotra na mahimahindava ka raha arao hatonina dia mandositra; tsy tia mifangaroharo amin' ny olona: Kaody izay izy tamin' ny mbola tanora
Mitovy hevitra: haolo ~ milodilody [1.1]
Derivatives 
Synonyms kaodikaody
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2020/07/31