Entry | kapiteny | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Manamboninahitra amin' ny foloalindahy an-tanety sy ana habakabaka, ambonin' ny lietnà ary ambanin' ny komandà; mitovy fahamboniana amin' ny lieutenant de vaisseau amin' ny tanisa andranomasina [1.1] | ||||
Explanations in English | A captain [1.7] | ||||
Explanations in French | Capitaine [1.8] | ||||
Examples |
| ||||
Vocabulary | Military | ||||
Origin | French: capitaine. | ||||
Proverbs | Proverbs containing the word kapiteny | ||||
Articles | Randzavola: kapiteny ao amin' ny Baiboly | ||||
Anagrams | kapiteny, pitanike |
Updated on 2022/07/30 |