Entry karandoha
Elementary words karana ; loha
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Taolana mifaritra boribory izay mifono ny atidoha sady miaro azy [1.1]
 Fitambaran'ny taolan-doha [1.13]
Explanations in English A skull [1.7]
Explanations in French Crâne [1.8, 1.13]
Examples 
1Kanefa vitsy ny karandoha sisa tavela ahazoa-mamantatra izany. [2.285]
2Ny taolan'ny karandoha dia mbola tsy mifotona tanteraka eo amin'io toerana io. [2.424]
Vocabulary 
Compound words 
Phytonyms 

Updated on 2023/07/31