Entry karenina (renina)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny somary manesoeso ilazana ny olona donto, tsy mahare tsara
Ary koa ny vilany tsy dia malady loatra [1.1]
Explanations in French Qui n'écoute rien, têtu
Se dit aussi des marmites lentes à se chauffer au feu [1.3]

Anagrams 

Updated on 2023/01/20