Entry | kasihina (kasika) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Ampandalovana tanana: Nokasihiny ilay marary dia sitrana Tenenina kely: Nokasihiny teny kely ny amin' ny fifidianana [1.1] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on touche [1.3] | ||||||||
Examples | Marary ny voamaso rehefa kasihina.
[2.424] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Proverbs | Proverbs containing the word kasihina | ||||||||
Anagrams | kasihina, sihanaky |
Updated on 2024/02/16 |