|
|
|
|

Teny iditra 1  katsentsitra
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 ilazana izay mivelona ao amin'ny hafa [1.13]
Fanazavàna teny frantsay  4 parasite [1.13]
Ohatra  5  Ny dikin'ny olona iray misy amiba dia feno ireo katsentsitra kely ireo antapitrisany maro. [2.424#]
Voambolana  6  Haiaina
Fikambanana  7  Fitenena, anaran-tany, sns miisa 3 misy io teny io

Nohavaozina tamin' ny 2026/02/26