Entry | 1 kepohina |
Root | 2 kepoka |
Part of speech | 3 passive verb |
Explanations in Malagasy |
4 Tsakoina ka heno ny feo aterak' izany: Nokepohin' ilay alika ny taolana natsipy ho azy 5 Lanina, hanina: Nokepohiny herintaona monja ny fananam-be navelan-dray aman-dreniny ho azy [1.1] |
Explanations in English |
6 to be crunched between the teeth; to be squandered [1.7] |
Explanations in French |
7 qu'on écrase sous la dent; qu'on gaspille [1.8] |
Morphology |
|
Anagrams | 12 hakepony, hikopean, ikepohan, kepohina, nikepoha, nipehako |
Updated on 2023/01/20 |