Entry kidiadiavorona
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaniry madinika maniriniry eny rehetra eny, miavaka amin' ny raviny telo kely mikambana izay mikombona amin' ny hariva, ataon' ny olona famotsiana ny firavaka varahina na volafotsy (Oxalis repens) [1.1]
Scientific name Oxalis repens
Vocabulary 
Synonyms kidiadiamborona

Updated on 2020/07/31