Entry kiho
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Ny tendron' ny famavany amin' ny sandry: Voadona ny kihoko ka mangorintsina
Zorony: Araho itỳ lalana itỳ, ary rehefa lavidavitra dia misy kihondalana.
Explanations in English The elbow; anything with a bend in it [1.7]
Explanations in French Coude [1.8]
Vocabulary 
Derivatives 
 
Compound words 
Proverbs 

Anagrams 

Updated on 2023/06/18