Entry kijanajanaka (zanaka)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lalao ataon' ny ankizy amin' ny sariolona kely na saribakoly izay lazainy fa zanany, ka babeny sy trotroiny. Indraindray koa ilay sariolona kely na saribakoly mihitsy [1.1]
Explanations in French Poupée ou tout ce qui en tient lieu, que les enfants portent sur le dos [1.3]
Vocabulary 

Updated on 2023/02/15