Entry | kikisana (kiky) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Hanina amin' ny fanalana tsikelikely amin' ny nify ny nofon-kena miraikitra amin' ny taolana:
Nokikisan' ny alika ilay taolana natsipinao tao Lanina, kepohina: Nokikisan' ny mpandova ny fananan-dRabe Diovina amin' ny fanalana ny loto miraikitra: Nokikisan' ny ankizy ny latabatraAlana ny hodi-menan' ny mangahazo na ny kiran' ny trondro: Kikisana ny mangahazo / Kikiso ireto trondro ireto [1.1] | ||||||||
Explanations in English | To be scraped; to be gnawed [1.7] | ||||||||
Explanations in French | Qu'on racle, qu'on gratte; qui est rongée [1.8] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Illustrations | |||||||||
Anagrams | kikisana, kinasika |
Updated on 2023/01/20 |