Entry |
kilanjy
(lanjy)
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Pipa fifohana paraky na vovo-tsigara [1.10]
|
| Fitaovana misy karazana fatana kely sy fantsona ka andorana sy ifohana ravim-paraky pipa [1.1]
|
Explanations in English | A tobacco pipe [1.2]
|
Explanations in French | Pipe [1.3]
|
|
Entry |
kilanjy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Sporobolus sp. karazan' ahitra fihinan' ny ombysy ny ondry, ets.
[1.10]
|
Explanations in English | [Betsileo]
The name of a grass [1.2]
|
Explanations in French | [Betsileo]
Sporobolus centrifugus (Trin.) Nees (Poaceae). Espèce fourragère médiocre, broutée seulement à l'état jeune, et dont les animaux se contentent faute de mieux.
[1.196]
|
Vocabulary |
Scientific name | Sporobolus centrifugus |
|
Entry |
kilanjy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | [Betsileo]
Tany be ahitra, taninahitra, kijana fihinanan' ny omby amana ondry [1.10]
|
Explanations in French | [Betsileo]
Terrains herbeux où il y a beaucoup de kilanjy. On y emmène les boeufs paître, surtout au début de la saison des pluies. (R.P. Dubois). [1.196]
|
Vocabulary |
Examples | Kilanjy fatratra izao ao ambodi-valan-dRasamy ao izao, ko fairo ane ny aombe hihinana
[1.10]
|
|
Entry |
kilanjy
|
Part of speech | noun
|
Explanations in Malagasy | Zavamaniry toy ny rongona fanaovana lamba [1.10]
|
Explanations in French | [Sakalava]
Plante indéterminée fournissant une fibre textile (Firaketana Malagasy). [1.196]
|
Vocabulary |
|