Entry kilaograma
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Vato mizana fototra amin' ny fandanjana zavatra lehibe ka mitovy havesarana amin' ny arivo graina, fa ny fampitahandanja aminy akaiky dia ny rano 1 litatra: Anaovy kely hena iray kilao aho [1.1]
Synonyms kilao

Updated on 2020/07/31