Entry | kimadinidinike | |
Part of speech | adverb | |
Explanations in Malagasy | [Betsileo] Mahalankalana, tsikelikely: Horoso añareo ka voloma kimadinidinike añe Roaiko Rabaolahy añe (Handeha ianareo ka veloma mahalankalana any amin'Ingahy Rabaolahy any) [1.78] | |
Updated on 2020/07/31 |