Entry kiraro verinia
Elementary words kiraro ; verinia
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Kiraro vita tamin' ny hoditra mangirangirana [1.1]
Examples 
1Ny ambiny hatao kiraro verinia, ba lasoa, akanjo lasoa, lamba lasoa. [2.499]
2Vohana kely ny vata misy azy, ka mibanjina eo kelikely, vao lasa indray manohatra ilay kiraro verinia avo voditongotra mampiseho ba anoloana [1.222]

Updated on 2023/05/21