Entry | kisa | ||
Part of speech | noun | ||
Explanations in Malagasy | Ady tadiavina amin' ny zavatra tsy misy antony, ady amin' ny tsinontsinona: Mila kisa lava izao amin' Ikoto ny zanaky ny ato avaratra [1.1] | ||
Synonyms | akisa | ||
Compound words |
| ||
Anagrams | kasy, kisa, saky, sika, skia |
Updated on 2020/07/31 |