|
|
|
|

Teny iditra 1  kitari-daolao
Sokajin-teny  2  kambanteny
Fanazavàna teny malagasy  3 [Betsileo] Hira fanaon' ny tovovavy amin' ny takariva diavolana: mandeha mifampitohitohy maro ny ankizy ka ny tanany havanana itohizany amin' ny eo aloha, ary ny havia amin' ny eo aoriana [1.1]
Mpanahaka  4  isam, 5  isan, 6  isan

Nohavaozina tamin' ny 2026/04/22