Entry |
kitoatoa
|
Part of speech | noun
|
Explanations in English | A random guess, a random act [1.7]
|
Explanations in French | Hasard, aventure [1.8]
|
Derivatives |
|
Entry |
kitoatoa
|
Part of speech | adverb
|
Explanations in Malagasy | Ataotao foana sady ankinina amin' ny kisendrasendra: Namaly kitoatoa izy tamin' ny fanadinana ka tsy afaka Fanaovan-javatra tsy am-piheverana, tsy am-pitandremana: Manao kitoatoa koa Rangahy ity! aiza ka fahavaratra vao hanafo trano
[1.1]
|
Explanations in English | At random [1.7]
|
Explanations in French | Au hasard [1.8]
|
Examples | Manao kitoatoa lahy, lehity, lahy!
[2.643]
|
Compound words |
|
|