Entry kitroina (kitro)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Apetraka eo amin'ny tampina anankiroa tsy mifanitsy (vatom-panorona) [1.1]
Morphology 
Present : kitroina, kitroiko, kitroinao, kitroiny, kitrointsika, kitroinay, kitroinareo, kitroin', kitroin-, kitroim-, kitroi-
Past : nokitroina, nokitroiko, nokitroinao, nokitroiny, nokitrointsika, nokitroinay, nokitroinareo, nokitroin', nokitroin-, nokitroim-, nokitroi-
Future : hokitroina, hokitroiko, hokitroinao, hokitroiny, hokitrointsika, hokitroinay, hokitroinareo, hokitroin', hokitroin-, hokitroim-, hokitroi-
Imperative : kitroy

Entry kitroina (kitro)
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Misy kitro: Kitroina ny tanan' i Dada [1.1]

Anagrams 

Updated on 2020/07/31