Entry kitsangana (tsangana)
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Zavamaniry misy vodiny azo hanina ary maniry an-tampon-tanety toy ny avoko saingy ny bika sy ny tsirony samy hafa (Pycnoncuron junciforme) [1.1]
Scientific name Pycnoncuron junciforme
Vocabulary 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31