|
|
|
|

Teny iditra1  kizakizaina
Fototeny  2 kizakiza
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 Atao tsinontsinona, ivaivaina, vingavingaina: Aza kizakizaina toy izany aho fa olona mba manana ny hajako [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Dépréciation, manque de respect [1.3#342]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08