Entry kokoa
Part of speech adjective
Explanations in Malagasy Teny atao eo aorian' ny mpamarira: entinamampitaha ka milaza fihoarana (raha lazaina ny teny faharoa amin' ny fampitahana, dia asiana ny teny hoe noho eo alohany: Mafy ny vato fa mafy kokoa ny vy / Mamy kokoa ny tantely noho ny akondro [1.1]
Explanations in English Placed after a comparative adjective, as: tsara, good; tsaratsara kokoa, better [1.7]
Explanations in French Qui indique la comparaison; ex.: tsara, bon; tsaratsara kokoa, meilleur [1.8]
Compound words 
Proverbs 

Updated on 2020/07/31