Entry kolikoly
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Tambitamby misy hafetsena, fanaovana izay hahafaly mba hanambakana
Vola omena mpiasam-panjakana ivelan' ny karamany mba hanambatam-tiazana azy hanao zavatra ho an' ny tena manokana: Nandray kolikoly indray Rakoto
Tsolotra, gaina, kojikojy, kejokejo, totohondry vola, sisi-bola. [1.1]
Explanations in English Coaxing; a bribe [1.7]
Explanations in French Cajolerie; pot-de-vin [1.8]
Derivatives 

Entry kolikoly
Part of speech noun
Explanations in French  [Betsileo] Prémices de la récolte qu'il convenait d'offrir au seigneur. Surtout pour la culture du riz. [1.196]
Vocabulary 
Synonyms loha-voly

Anagrams 

Updated on 2022/05/30