|
|
|
|

Teny iditra 1  korana
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3 [koraña] [Sihanaka] resaka, korankorana, resadresaka [1.78]
4 Resaka falifaly ataon' ny mpiray tampo na ny mpisakaiza: Korana sy hehy no nandaniana ny andro
5 Fiaraha-mifaly, fiaraha-milalao: Ny any aminay dia feno korana lalandava [1.1]
Fanazavàna teny anglisy  6 pleasant conversation [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  7 causerie joyeuse [1.8]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Fikambanana  22 korana tsy mavao
Ohabolana  23  Ohabolana misy io teny io

Fivaditsoratra  24 ankora, korana, 25 Nakora, 26 Okrana, 27 ranoka, 28 rokàna, 29 ronaka

Nohavaozina tamin' ny 2026/03/07