Entry korianana (koriana)
Part of speech passive verb
Explanations in Malagasy Ibolisarana, iporotsahana, itsoriahana: Nokorianan' ny fandraka ny tanako ka nijananaka ra
Ianjerana, kodiavana: Nokorianan' ny vato ny tongotry ny zandriko ka naratra [1.1]
Explanations in English To have something flow or glide over it [1.7]
Explanations in French Sur quoi on fait glisser [1.8]
Morphology 
Present : korianana, korianako, koriananao, korianany, korianantsika, koriananay, koriananareo, korianan', korianan-, korianam-, koriana-
Past : nokorianana, nokorianako, nokoriananao, nokorianany, nokorianantsika, nokoriananay, nokoriananareo, nokorianan', nokorianan-, nokorianam-, nokoriana-
Future : hokorianana, hokorianako, hokoriananao, hokorianany, hokorianantsika, hokoriananay, hokoriananareo, hokorianan', hokorianan-, hokorianam-, hokoriana-
Imperative : koriano

Anagrams 

Updated on 2023/01/20