Entry | korondendy | |||
Part of speech | noun | |||
Explanations in Malagasy | Fisafotofotoana tsy misy filaminana, fitenitenenana kitoatota, misafotofoto tsy milamina. Maloto, misotisoty, misolitika, misolitiditika tsy mahadio tena, voretra, mikesonkesona, mifotafota [1.1] | |||
Derivatives |
| |||
Synonyms | korandendy | |||
Updated on 2020/07/31 |