Entry | kororoka | |||||||||||||||
Part of speech | noun | |||||||||||||||
Explanations in Malagasy | Fanesorana ny akofa amin' ny vary amin' ny fomba toy izao: araraka avy ambony ny vary ka amin' izay entin' ny rivotra miaraka aminy ny bozaka sy ny akofa ary dia ny voam-bary kosa no milatsaka ka azo raofina Ozona, fanozonana Fanaratsiana [1.1] | |||||||||||||||
Derivatives |
| |||||||||||||||
Updated on 2020/07/31 |