Entry | kotsaina (kotsa) | ||||||||
Part of speech | passive verb | ||||||||
Explanations in Malagasy | Lemana atao vonto, izany hoe tafiditry ny rano ny hoditra na votoatin' ny zavatra: Nokotsain' ny zanakao mihitsy ny zanako ka atahorako sao harary [1.1] | ||||||||
Morphology |
| ||||||||
Synonyms | kotsana | ||||||||
Anagrams |
Updated on 2023/01/05 |
![]() |