|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  ladina
Fototeny  2 lady
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny iharana
Fanazavàna teny malagasy  4 anihina mikisaka: Noladin' ny marotanana ny tongony ka saika safotra izy [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  5 Dont on s’approche en rampant, sur quoi on rampe: Noladin’ ny trambo ny tongony (Le cent-pieds a rampé sur son pied) [1.3#366]
Ohatra  6  Tsy nisy farafara fa ladina an-tany avokoa. [2.643#]
7  Tsy nisy intsony ny natory nanao ladina an-tany. [2.472#]
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :
Kamban-teny rehetra  12 manao ladina an-tany

Teny iditra (2/3)13  ladina
Sokajin-teny  14  anarana
Fanazavàna teny malagasy  15 Ny tahon' ny zavamaniry mananika amin' ny zavamaniry hafa: Miolakolaka ny iadim-boatavo
16 Fampifanolanana na fanodidinana tady manodidina zavatra iray
17 Lafika vita amin' ny fon-jozoro na amin' ny mololom-bary, izay mazàna amefena ny aty rindrin' ny lava-bary [1.1]
18 tangoli-javamaniry [1.13]
Fanazavàna teny anglisy  19 the shoots of creeping plants [1.7]
Fanazavàna teny frantsay  20 tiges des plantes rampantes ou grimpantes [1.8]
21 vrille [1.13]
22 (toute l'île, mais prononcé dans certaines régions : lady ou laly) (de lady : action de ramper, de se traîner sur le sol . comparer au Malais : jalin, au Javanais, Batak, Sudannais, etc. : jala, même sens). Nom général des tiges rampantes ou grimpantes, volubiles, surtout lorsqu'elles restent herbacées. Les véritables lianes ligneuses s'appellent vahy . D'où le verbe mandadina : enlacer, lier ensemble plusieurs objets (forte active), aussi, ramper, grimper. En parlant des plantes :
  • mifandadina : s'entortiller les uns dans les autres comme rameaux de la courge.
  • Hazo ladinim-bahy . bois déformé par l'étranglement des lianes qui l'ont enserré, on en fait souvent des cannes.
[1.196]
Sampanteny 
Matoantenin' ny mpanao :
Matoantenin' ny iharana :
Matoantenin' ny fameno :
Anarana :
Mpamaritra :
Voambolana  33  Haizavamaniry: amin' ny ankapobeny
Kamban-teny rehetra  34  Fikambanana 8 amin' io teny io
Ohabolana  35  Ohabolana misy io teny io

Teny iditra (3/3)36  ladina
Sokajin-teny  37  anarana
Fanazavàna teny malagasy  38 ketrona [Tambahoaka] [1.78]

Fivaditsoratra  39 dilana, ladina

Nohavaozina tamin' ny 2025/12/08