Entry | lafiratsy | ||||
Part of speech | noun | ||||
Explanations in Malagasy | Ambadika na atin-javatra; voho [1.13] | ||||
Explanations in French | Inconvénient Envers; revers [1.13] | ||||
Examples | Ahitana fomba fiasa telo samihafa, izay ahitana lafitsarany sy lafiratsiny, kanefa nefa sarotra ampiarahina izy ireo raha te-hitazona ny andrim-panjakana ho azo folahina
[4.27] | ||||
Morphology |
| ||||
Antonyms | lafitsara [1.13#116] | ||||
Elementary words | lafy ; ratsy | ||||
Compound words |
| ||||
Anagrams | fisilatra, lafiratsy |
Updated on 2023/07/25 |
![]() |