Entry lafy tsarany sy lafy ratsiny
Part of speech locution
Explanations in Malagasy Entina milaza ny fisian' ny atiny sy ivelany amin' ny fitafiana, na ny toetra tsara sy ratsy mety hananan' ny olona na zavatra iray [1.1]
Elementary words lafy ; tsara ; ratsy

Updated on 2023/01/01