Entry lakampiara
Elementary words lakana ; fiara
Part of speech noun
Explanations in Malagasy Lakana lehibe maro natambatra, misy fanarenana azy raha atongilan' ny onja, fitondran' ny mpanjono eny an-dranomasina [1.1]
 [ lakam-piara ] Lakana misy tanany fanarenana [1.13]
Explanations in French Pirogue à balancier [1.13]
Examples Nony niandry ela kanefa tsy nahazo valiny izy dia lasa nandeha lakampiara nankany Bourbon ka tonga tany tamin'ny avrily. [2.508]
Vocabulary 

Updated on 2023/06/16